» Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany. Sambatra izay olona tsy hisain’ i Jehovah heloka « . Eny, sambatra tokoa ny voavela heloka. Izay zavatra mahatonga tsy fahasambarana dia ny fahotana. Tsy misy na inona na inona mahatonga…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11