» Jehovah ô, ory loatra aho; aoka hiantoka ahy Hianao. « Tenin’ i Hezekia mpanjaka ity, raha nilazan’ Andriamanitra izy, fa ho faty. Ary afa-tsy Hezekia dia arivoarivo ny olom-pantatsika manahy raha mahalala fa akaiky azy ny fahafatesana. Mahatahotra ny…