» Fa tamin’ ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana hanampy fahasoavana « . Fahafenoana Andriamanitra. Tsy takatry ny saina io teny io. Variana amin’ io isika ka manontany hoe: Inona no tena ao amin’ Andriamanitra ? Dia mamaly io teny…