» Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an’ Andriamanitra « . Ny hoe : » Izay tia an’ Andriamanitra « , no fanalahidy hahafantarana izay tena hevitra vaofono amin’ ity teny ity. Mazàna tsy takatry ny saina…
Mois : décembre 2020
» Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahavoahombo izao tontolo izao tamin’ ny hazo fijaliana, raha ny amiko, ary izao kosa, raha ny amin’ izao tontolo izao « . Tokony ho…
» Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao « . Mahalala ny fahorianao Andriamanitra. Rainao Izy ka manana fo mangoraka anao. Fantany tsara fa mijaly hianao sady hainy koa ny hamonjy anao ho afaka amin’ ny fahoriana. Zavatra efa nangatahinao taminy izany,…
» Dia homeko anao ny rakitra ao amin’ ny maizina sy ny harena nafenina ao amin’ ny mangingina mba hahafantaranao fa Izaho no Jehovah Izay miantso anao amin’ ny anaranao, dia Andriamanitry ny Israely « . Tsy fantatsika izay rakitra sy…
» Mankanesa aty amiko, hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa izaho no hanome anareo fitsaharana « . Maninjitra ny tànany Jesosy ka miantso am-pitiavana hoe : » Mankanesa aty amiko hianareo rehetra « . Tsy misy izay mpanota lehibe…
» Fa Andriamanitra hahatanteraka izay rehetra tokony ho anareo, araka ny hareny amin’ ny voninahitra ao amin’ i Kristy Jesosy « . » Izay rehetra tokony ho anareo « , izany hoe : izay rehetra ilainareo na inona na inona tsy misy…
» Ary Abrahama nitsangana niala teo anilan’ ny fatin’ ny vadiny dia niteny tamin’ ny taranak’ i Heta ka nanao hoe : Vahiny sy mpivahiny eto aminareo aho; omeo tany fandevenana eto aminareo aho mba handevenako ny fatin’ ny vadiko…
» Ankehitriny aza dia zanak’ Andriamanitra isika. « Zava-mahafinaritra tokoa ny hoe zanak’ Andriamanitra, dia zanak’ Ilay Ambony indrindra. Ahazoana toky lehibe sy mahagaga ny ho zanak’ Andriamanitra. Tsy ara-dàlana raha manana ahiahy ny zazakely, fa manambara aretina izany. Matoky…
» Fa hianao no ialofan’ ny fanahiko; eny, ao amin’ ny aloky ny elatrao no ialofako mandra-pahalasan’ ny loza. « Fanoharana no hita eto, dia ity : Ao amin’ ny akany kelin’ ny zana-borona sy ny reniny. Injay, fa tonga…
» Fa ataoko fa ny fahoriana amin’ izao andro ankehitriny izao dia tsy tokony hoharina amin’ ny voninahitra izay haseho amintsika. « Mazàna mahafeno ny fo aman-tsain’ ny olona ny fijaliana entiny. Avy amin’ izany dia saiky ny momba ny…