» Iza no hiampanga ny olom-boafidin’ Andriamanitra ? Andriamanitra no manamarina azy. Iza no manameloka ? Kristy Jesosy no efa maty « . Fandresem-pifaliana manao ahoana re izany ! Maro no miampanga ny olom-boafidin’ Andriamanitra, ary mazàna rariny no anaovany izany….