Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : février 2021

KRISTY ANTON’NY ZAVATRA REHETRA

Publié par FLM Le Mans le 27/02/202127/02/2021 dans VATSY ANIO

HEBREO 2:10-18 Nitondra zanaka maro ho amin’ny voninahitra. Tsy vitan’ny nidina ho tonga olombelona i Jesosy Kristy fa nitondra ireo izay mino Azy ho lasa zanak’Andriamanitra ihany koa Izy. Nanamasina azy ireo tamin’ny rany Izy ary nanome azy ireo fahafahana…

FAMONJENA LEHIBE

Publié par FLM Le Mans le 26/02/202126/02/2021 dans VATSY ANIO

Hebreo 2:1-9 Tandremana mafimafy kokoa (1-4). Misy endrika efatra ny mahalehibe ny hafatry ny Filazantsara izay noraisintsika ka nahazoantsika famonjena:- Nampilazaina ny Tompo (3). Avy amin’ny Zanany mihitsy no nahatongavan’io hafatra io taty amintsika.- Namafisin’izay nandre tamin’ny voalohany izany (3b)….

JESOSY KRISTY, TSARA LAVITRA NOHO NY ANJELY

Publié par FLM Le Mans le 25/02/202125/02/2021 dans VATSY ANIO

Hebreo 1:1-14 Teny (1-4). Jesosy Kristy no ambaran’ny mpaminany (1) ary amin’ny alalan’io Zanany io ihany no itenenan’Andriamanitra amintsika satria Izy no anton’ny zavatra rehetra (2). Izy no maneho an’Andriamanitra ary mampaharitra ny zavatra rehetra, ao amin’i Jesosy Kristy ihany…

ANDRIAMANITRA MIHAINO VAVAKA

Publié par FLM Le Mans le 24/02/202124/02/2021 dans VATSY ANIO

Salamo 138:1-8 Andriamanitra velona. Azo iresahana, hitarainana satria Andriamanitra velona ny Andriamanitra ambaran’ny Mpanao Salamo eto. Raha tao anatin’ny fahaterena izy dia niantso an’Andriamanitra ka dia namonjy sy nampahery azy Izy. Izany no miteraka fisaorana sy fankasitrahana ary fiderana Azy…

ANARANA MAHERY

Publié par FLM Le Mans le 23/02/202123/02/2021 dans VATSY ANIO

Deoteronomia 28:45-68 Jehovah Andriamanitra. Io no anarana tokana nambara tamin’Isiraely fa hany anarana mendrika hankalazaina sy homem-boninahitra ary hatahorana satria Izy no tompon’ny fahefana rehetra sy manana ny hery hitondrana izao rehetra izao izay nohariany. Manome ny olona fitahiana ho…

KRISTIANA MANANA SOATOAVINA

Publié par FLM Le Mans le 18/02/202118/02/2021 dans VATSY ANIO

DEOTERONOMIA 25. 5-19 Fianakaviana : Mamelona taranaka. Tompon’anaran-dray ny lehilahy eo anivon’ny tokantranony na ny fianakaviany, ary natao hamelona izany izy. Baikon’Andriamanitra hatrany am-piandohana ny famenoana ny tany, ary adidy manandrify antsika izany na mandraka ankehitriny aza. Eo anatrehan’izany indrindra…

NOTAHIANA MBA HO FITAHIANA HO AN’NY HAFA

Publié par FLM Le Mans le 17/02/202117/02/2021 dans VATSY ANIO

DEOTERONOMIA 24. 10-25 Notahiana … Avy taiza ianao, ary avy aiza ny fitahiana anao ? Samy manana ny tantarany isika tsirairay avy, fa ny azo antoka dia samy mpanota ary tsy misy manana ny marina. Raha ny Zanak’Isiraely eto dia…

NY TOETRAN’ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 15/02/202115/02/2021 dans VATSY ANIO

DEOTERONOMIA 23.1-26 Hentitra Izy (1-8). Tsy neken’Andriamanitra hiseho eo anatrehany ireo olona manana kilema (1), ireo nateraka tamin’ny firaisana ara-nofo tsy madio (2), ireo vahiny Aminita sy Moabita (3-6 ; vakio koa Nomery 22-24). Ary ahoana ny amin’ny Egyptiana sy…

FAHADIOVAM-PITONDRANTENA

Publié par FLM Le Mans le 14/02/202114/02/2021 dans VATSY ANIO

DEOTERONOMIA 22.13-29 Lalàna ho fiarovana. Ny fanambadiana dia natao hifanohanana sy hifampiarovana fa tsy natao hifandotoana sy hanalam-baraka. Sekely volafotsy 100, sazy henjana, avo roa heny raha ampitahaina ny amin’ny lehilahy nisavika virijina tsy voafofo ho vadin’olona (28-29). Natao izao…

MIAVAKA NY VAHOAKAN’ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 13/02/202113/02/2021 dans VATSY ANIO

DEOTERONOMIA 22.1-12 Fifanampiana sy fifampitsinjovana (1-4). Tena voamarina tokoa eto amin’ity andinin-tsoratra masina ity fa miorina eo ambonin’ny fitiavana ny lalàna. Ny fifanampiana sy fifampitsinjovana izay mitaky adidy sy andraikitra no mampirindra ny fiarahamonina; eny fa na dia eo amin’ny…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
février 2021
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
« Déc   Mar »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY