» Ary Abrahama nitsangana niala teo anilan’ ny fatin’ ny vadiny dia niteny tamin’ ny taranak’ i Heta ka nanao hoe : Vahiny sy mpivahiny eto aminareo aho; omeo tany fandevenana eto aminareo aho mba handevenako ny fatin’ ny vadiko…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11