» Mankanesa aty amiko, hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa izaho no hanome anareo fitsaharana « . Maninjitra ny tànany Jesosy ka miantso am-pitiavana hoe : » Mankanesa aty amiko hianareo rehetra « . Tsy misy izay mpanota lehibe…