» Ankehitriny aza dia zanak’ Andriamanitra isika. « Zava-mahafinaritra tokoa ny hoe zanak’ Andriamanitra, dia zanak’ Ilay Ambony indrindra. Ahazoana toky lehibe sy mahagaga ny ho zanak’ Andriamanitra. Tsy ara-dàlana raha manana ahiahy ny zazakely, fa manambara aretina izany. Matoky…