» Fa Andriamanitra hahatanteraka izay rehetra tokony ho anareo, araka ny hareny amin’ ny voninahitra ao amin’ i Kristy Jesosy « . » Izay rehetra tokony ho anareo « , izany hoe : izay rehetra ilainareo na inona na inona tsy misy…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11