» Ary manantena amin’ Andriamanitra aho izay antenain’ izy ireo koa, fa hisy fitsanganan’ ny marina sy ny meloka. Ary amin’ izany dia mikely aina koa aho mba hanana fieritreretana tsy manameloka ahy na amin’ Andriamanitra na amin’ olombelona mandrakariva…