» Jesosy namaly ka nanao taminy hoe : Raha fantatrao ny fanomezan’ Andriamanitra « . Jesosy Kristy no fanomezan’ Andriamanitra, sady fanomezana krismasy. Ry Andriamanitra ô, ampianaro aho hahalala ny fanomezanao. Maro ny zavatra takiana amiko, ka tena vesaran’ izany aho….