» Nefa tsy ataoko ho zavatra akory ny aiko mba hahavita ny alehako, dia ny fanompoana izay noraisiko tamin’ i Jesosy Tompo. « Ny hahavita ny alehany no tena zava-dehibe amin’ i Paoly. Noheveriny ho tsy vanona mihitsy ny fiainany…
Mois : décembre 2020
» Aza matahotra hianao, fa momba anao Aho; ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; mampahery anao Aho sady mamonjy anao; eny, mitantana anao amin’ ny tànana an-kavanan’ ny fahamarinako Aho « . Avelao hiteny mivantana aminao Andriamanitra anio. Izao…
» Ary ny anaran’ ny tanàna hatramin’ izay dia << Jehovah no ao >> « . Teny farany ao amin’ ny bokin’ ny mpaminany Ezekiela ity. Avy nitantara momba ny nanafahana an’ i Jerosalema sy ny anorenana azy indray izy, ka…
» Fantatro izay onenanao « . Fantany izay onenanao, dia ny tanàna sy ny trano ary ny efitra tsirairay izay misy anao. Isan’ andro sy isan’ alina no Itsinjovany azy. Fantany izay fiovana rehetra efa niseho, sady fantany koa izay hitranga…
» Fa nampahavesatra Ahy tamin’ ny fahotanao kosa hianao sy nanasatra Ahy tamin’ ny helokao. Izaho dia Izaho no namono ny fahadisoanao noho ny amin’ ny Tenako, ary tsy ho tsarovako ny fahotanao « . Zava-mahatsiravina tokoa ny fahotanao. Nanasatra an’…
» Matoky aho … fa na inona na inona amin’ izao zavatra ary rehetra izao dia tsy hahasaraka antsika amin’ ny fitiavan’ Andriamanitra izay ao amin’ i Kristy Jesosy Tompontsika « . Fahatokiana mahagaga tokoa izany ! Na hery toy inona…
» Iza no hiampanga ny olom-boafidin’ Andriamanitra ? Andriamanitra no manamarina azy. Iza no manameloka ? Kristy Jesosy no efa maty « . Fandresem-pifaliana manao ahoana re izany ! Maro no miampanga ny olom-boafidin’ Andriamanitra, ary mazàna rariny no anaovany izany….
» Eny, ny tsikirity mahita trano, ary ny sidintsidina mahita akany ho azy hametrahany ny zanany, dia ny alitaranao, Jehovah Tompon’ ny maro « . Ilain’ ny manan-aina rehetra ny toerana hialana sasatra : Manana izany ny voro-manidina, dia ilay akany…
» … na amin’ inona na amin’ inona no anamelohan’ ny fontsika antsika, satria Andriamanitra lehibe noho ny fontsika ka mahalala ny zavatra rehetra « . Mety mandefitra izany. Indraindray dia eo anatrehan’ ny namana no mazàna isehoan’ izany fo mafy…
» Samy nanampy ny namany avy izy rehetra, ary samy nilaza tamin’ ny rahalahiny avy hoe : Matokia. « Mahafinaritra izany teny izany, saingy matetika dia tsy hita tanteraka loatra. Ny hita kosa dia izao ihany : fifosana sy fanomezan-tsiny….