» Isaorana anie Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin’ i Kristy amin’ ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra. » Misy hevitra telo voalazan’ ity teny ity izay mahatonga azy ho mahafinaritra indrindra. » Nitahy antsika Izy…