» Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an’ Andriamanitra « . Ny hoe : » Izay tia an’ Andriamanitra « , no fanalahidy hahafantarana izay tena hevitra vaofono amin’ ity teny ity. Mazàna tsy takatry ny saina…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11