» Fa hianao no ialofan’ ny fanahiko; eny, ao amin’ ny aloky ny elatrao no ialofako mandra-pahalasan’ ny loza. « Fanoharana no hita eto, dia ity : Ao amin’ ny akany kelin’ ny zana-borona sy ny reniny. Injay, fa tonga…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11