» Fa ataoko fa ny fahoriana amin’ izao andro ankehitriny izao dia tsy tokony hoharina amin’ ny voninahitra izay haseho amintsika. « Mazàna mahafeno ny fo aman-tsain’ ny olona ny fijaliana entiny. Avy amin’ izany dia saiky ny momba ny…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11