SALAMO 137 Maneho ny alahelony eto ireo lasa tany amin’ny fahababoana: nipetraka, nitomany,nahatsiaro an’i Ziona. Izao hira fitomaniana izao dia azo antoka fa noforonin’ireo babo nandritra ny fahababoana tany Babylona. Hira maneho ny fitiavana latsa-paka an’i Jerosalema ilay Tanana nofidian’Andriamanitra…
Mois : février 2021
SALAMO 136.1-26 Voalohany indrindra dia apetraka tsara amin’ny toerany aloha Ilay ho deraina. Antsoina amin’ny anarana telo eto Andriamanitra : 1°) Jehovah (1) ; 2°) Andriamanitry ny andriamanitra (2) ; 3°) Tompon’ny Tompo (3). Voatsipika tsara ny fiandrianana sy ny…
MATIO 11.25-30 Ravoravo tamin’ny Fanahy Masina Jesosy Kristy ka nidera an’Andriamanitra (25). Io fehezanteny io dia voasoratra ihany koa taorian’ny niresahany tamin’ny mpianany 70 lahy (Lioka 10.20) « kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy ; fa mifalia…
MATIO 11.16-24 Aoka tsy hanakiana. Mihinana sy misotro i Jesosy lazaina fa fatra-pitia hanina sy nisotro divay, sakaizan’ny mpamory hetra sy ny mpanota. I Jaona indray: nifady hanina, tsy nisotro divay lazaina fa misy demonia. « …fa ny fahendrena dia…
MATIO 11.1-15 Jesosy ve ilay nandrasana? Raha tany am-pigadrana i Jaona Mpanao batisa dia nampanontany ny mpianany izy raha i Jesosy tokoa no Ilay efa nandrasana. Tsy avy hatrany dia namaly eny na tsia ny Tompo fa nilaza ireo porofo…
MATIO 10. 16-33 Indro Izaho maniraka anareo… Fantatr’i Jesosy ny sedra holalovan’ireo izay hirahiny dia ny fanoherana mahery vaika, ny kapoka, ny fandrahonana ho faty, ny fanenjehana sns.. kanefa tsy nolazainy mba hampihemotra azy ireo izany fa mahavelombolo ny teny…
MATIO 10.1-15 Mafonja sady maika ny iraka. Izany dia ny fitaomana ny zanak’Isiraely hiverina amin’Andriamanitra. Raha naniraka ny mpianatra 12 lahy Jeso dia nanome fahefana hanafaka ny aretina sy ny rofy rehetra mianjady amin’ny olona. Ny antony dia hampahafantatra ireo…
MATIO 9. 27-38 Amin’ny alalan’ny asany (27-35). Ny finoana tsy misy asa dia maty (Jakoba 2.14-26). Hita eto ary fa Jesoa manamaivana ny fijalian’ny vahoaka. Nitondra fanavotana tanteraka ny finoana Azy ka nahiratra ny jamba (27-30) ary niteny ilay demoniaka…
MATIO 9.14-26 Amin’ny alalan’ny fampianaran’i Kristy (14-17). Ampianarina eto fa ny tonta sy ny vaovao dia tsy mahay ary tsy natao hiaraka. Noho izany ny siny vaovao dia natao ho an’ny divay vaovao mba ho voatsimbina izy roa (17). Torak’izany…
MATIO 9.1-13 Mitsangàna ary mandehana. Ny mandrafitra ny olona iray dia vatana sy fanahy ary saina ka rehefa mamonjy Jesoa Kristy dia ireo rehetra ireo no tiany havaozina. Arak’izany na antony hafa aza no nanatonan’ilay marary Azy teto, dia ny…