MATIO 11.25-30 Ravoravo tamin’ny Fanahy Masina Jesosy Kristy ka nidera an’Andriamanitra (25). Io fehezanteny io dia voasoratra ihany koa taorian’ny niresahany tamin’ny mpianany 70 lahy (Lioka 10.20) « kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy ; fa mifalia…