HEBREO 2:10-18 Nitondra zanaka maro ho amin’ny voninahitra. Tsy vitan’ny nidina ho tonga olombelona i Jesosy Kristy fa nitondra ireo izay mino Azy ho lasa zanak’Andriamanitra ihany koa Izy. Nanamasina azy ireo tamin’ny rany Izy ary nanome azy ireo fahafahana…