DEOTERONOMIA 22.13-29 Lalàna ho fiarovana. Ny fanambadiana dia natao hifanohanana sy hifampiarovana fa tsy natao hifandotoana sy hanalam-baraka. Sekely volafotsy 100, sazy henjana, avo roa heny raha ampitahaina ny amin’ny lehilahy nisavika virijina tsy voafofo ho vadin’olona (28-29). Natao izao…