Salamo 138:1-8 Andriamanitra velona. Azo iresahana, hitarainana satria Andriamanitra velona ny Andriamanitra ambaran’ny Mpanao Salamo eto. Raha tao anatin’ny fahaterena izy dia niantso an’Andriamanitra ka dia namonjy sy nampahery azy Izy. Izany no miteraka fisaorana sy fankasitrahana ary fiderana Azy…