Hebreo 1:1-14 Teny (1-4). Jesosy Kristy no ambaran’ny mpaminany (1) ary amin’ny alalan’io Zanany io ihany no itenenan’Andriamanitra amintsika satria Izy no anton’ny zavatra rehetra (2). Izy no maneho an’Andriamanitra ary mampaharitra ny zavatra rehetra, ao amin’i Jesosy Kristy ihany…