MATIO 8.23-34 Amin’ny zavaboahary. Tsy mba nanana trano ny Tompo (Matio 8.20 DIEM) fa nahay niala sasatra ary tsy nahasakana azy tsy hatory na ny toerana : an-tsambokely, na ny hamafin’ny rivotra sy ny haben’ny onja. Ny olona mitady famonjena…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11