SALAMO 137 Maneho ny alahelony eto ireo lasa tany amin’ny fahababoana: nipetraka, nitomany,nahatsiaro an’i Ziona. Izao hira fitomaniana izao dia azo antoka fa noforonin’ireo babo nandritra ny fahababoana tany Babylona. Hira maneho ny fitiavana latsa-paka an’i Jerosalema ilay Tanana nofidian’Andriamanitra…