MATIO 10. 16-33 Indro Izaho maniraka anareo… Fantatr’i Jesosy ny sedra holalovan’ireo izay hirahiny dia ny fanoherana mahery vaika, ny kapoka, ny fandrahonana ho faty, ny fanenjehana sns.. kanefa tsy nolazainy mba hampihemotra azy ireo izany fa mahavelombolo ny teny…