DEOTERONOMIA 25. 5-19 Fianakaviana : Mamelona taranaka. Tompon’anaran-dray ny lehilahy eo anivon’ny tokantranony na ny fianakaviany, ary natao hamelona izany izy. Baikon’Andriamanitra hatrany am-piandohana ny famenoana ny tany, ary adidy manandrify antsika izany na mandraka ankehitriny aza. Eo anatrehan’izany indrindra…