VITA HOY JESOSY teo amin’ny hazofijaliana ! Ao amin’ny tontolon’ny Fanahy dia efa vita ny zavatra rehetra! Eto amin’ny tontolon’ny nofo kosa dia mbola « en cours » daholo ny zavatra rehetra ho antsika! -Ao amin’ny Fanahy : vita ny ady, tanteraka…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11