« Ary hoy Jesosy: Raiko ô! mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony. » Taorian’ny nitenenan’i Jesosy tamin’ireo vehivavy nitomany nanaraka Azy teo an-dàlana nankany Golgota, dia nangina mihitsy Izy. Nampandrina tao amin’ny hazo Izy, nofantsihina ary natsangana teo amin’ny hazo…