« Ny sasany vonjeny; fa ny tenany tsy hainy vonjena. » Teny fanamavoana izany. Sady marina no tsy marina. Hainy ny hamonjy ny Tenany. Azony natao ny ho nangataka ny Rainy haniraka anjely roa ambin’ny folo lejiona izay hamonjy Azy amim-boninahitra ho…