Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : mars 2020

Jaona 18:8

Publié par FLM Le Mans le 09/03/202009/03/2020 dans VATSY ANIO

« Raha izaho no tadiavinareo, dia avelao handeha ireto » Tonga ny mpiambina. Mitondra fanilo sy fanala ary fiadiana. Mitsena azy amim-piadanana Jesosy, fa vao avy nandresy tamin’ny adiny mafy teo. Nahery mihitsy Izy ka tsy nisy tahotra na fisalasalana intsony. Teny…

Lioka 22.44

Publié par FLM Le Mans le 05/03/202002/03/2020 dans VATSY ANIO

“Ary fadiranovana Izy ka dia nivavaka mafimafy kokoa; ary ny dininy dia tahaka ny ra nipotrapotraka tamin’ny tany.” Tsarovy izay novakintsika omaly dia ny amin’ireo zavatra roa nampangidy fatratra ny fahafatesan’I Jesosy. Anio isika mbola handinika bebe kokoa ny amin’ny…

Matio 26:39

Publié par FLM Le Mans le 04/03/202002/03/2020 dans VATSY ANIO

“…ity kapoaka ity”. Andramo  ny mijery ao amin’ny kapoakan’I Jesosy feno fanaintainana. Inona no nahatonga ny kapoakany ho navesatra sy nampangidy ny tao anatiny? Izao: Feno fanaintainana tsy takatry ny saina noho ny fijaliana sy fahafatesana hiaretana ho fanavotana. Ny…

Lioka 22:41

Publié par FLM Le Mans le 03/03/202002/03/2020 dans VATSY ANIO

« Ary Izy nihataka taminy tokony ho indray mitora-bato.»  Tokony ho indray mitora-bato hoy ity teny ity. Indray mitora-bato no elanelan’I Jesosy sy ireo mpianatra malalany. Ao an-daniny Jesosy mandohalika miady mafy dia mafy, nijaly fatratra ka tsy misy teny azo…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
mars 2020
L M M J V S D
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
3031  
« Fév   Avr »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY