« Ary hoy izy: Jesosy ô, tsarovy aho, rehefa avy amin’ny fanjakanao Hianao. Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa. » Lehibe ny fahotan’ilay jiolahy ka tsy azo alan-tsiny. Mpandika lalàna izy ary tandrify azy…