« Raha izaho no tadiavinareo, dia avelao handeha ireto » Tonga ny mpiambina. Mitondra fanilo sy fanala ary fiadiana. Mitsena azy amim-piadanana Jesosy, fa vao avy nandresy tamin’ny adiny mafy teo. Nahery mihitsy Izy ka tsy nisy tahotra na fisalasalana intsony. Teny…