« Ary Izy nihataka taminy tokony ho indray mitora-bato.» Tokony ho indray mitora-bato hoy ity teny ity. Indray mitora-bato no elanelan’I Jesosy sy ireo mpianatra malalany. Ao an-daniny Jesosy mandohalika miady mafy dia mafy, nijaly fatratra ka tsy misy teny azo…