« Ary rehefa tonga teo amin’ny tany atao hoe Golgota Izy, izany hoe Ikarandoha, dia nomeny divay miharo afero hosotroiny, ary nony nanandrana izany Izy, dia tsy nety nisotro. » Ny divay miharo afero dia zava-pisotro mahadonto. Na dia tsy tena manafaka…