Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : mars 2021

NY TSODRANON’I MOSESY

Publié par FLM Le Mans le 15/03/202115/03/2021 dans VATSY ANIO

DEOTERONOMIA 33:1-17 Fampahatsiahivana ny asan’Andriamanitra. Tahaka an’i Jakoba (Genesisy 49) dia nitsodrano ny Zanak’Isiraely (na Jesorona. 5) koa i Mosesy (1) ka mitodika amin’i Jehovah (2), Ilay Loharanon’ny fitahiana rehetra izay naneho ny tenany tao Sinay (Eksodosy 19.18) ka nanome…

FIHIRANA!

Publié par FLM Le Mans le 13/03/202113/03/2021 dans VATSY ANIO

DEOTERONOMIA 31.30-32.22 Votoatin´ny hira (1-10). Navadika hira ny hafatry ny Tompo, amin’izay tadidy foana. Voalaza ao anatin’ny hira ny toetran’Andriamanitra (lehibe, vatolampy, marina sy mahitsy, mahatoky sns…). Mila mahatsiaro ny andro fahiny nanehoany ny heriny sy ny hatsarany isika mba…

HAFATRA FARANY

Publié par FLM Le Mans le 11/03/202111/03/2021 dans VATSY ANIO

DEOTERONOMIA 31:1-13 Nahavita ny iraka (1-6). Nahatanteraka ny asa nasain’ny Tompo nataony i Mosesy na tsy hiditra any Kanana aza. Sarotra sady nanahirana ny fitondrana ny zanak’Israely saingy tonga soa aman-tsara eo amoron’i Jordana. Tsy handeha irery anefa ny vahoaka…

FANARENANA INDRAY!

Publié par FLM Le Mans le 10/03/202110/03/2021 dans VATSY ANIO

DEOTERONOMIA 30:1-20 Fitiavana lehibe (1-10). Endrey izany halalin’ny fitiavan’Andriamanitra ny zanak’Isiraely. Maditra, manao hadalana, mivadika, manao tsinontsinona ka niharan’ny ozona noho ny tsy fankatoavana. Rehefa mahatsiaro miverina anefa fa tapa-kevitra hiala amin’ny ratsy dia raisina indray. Toa hita sary an-tsaina…

MITANDREMA!

Publié par FLM Le Mans le 09/03/202109/03/2021 dans VATSY ANIO

DEOTERONOMIA 29:16-28 Sampy zavaboary (16-20). Tanisain’i Mosesy eto ireo karazana sampy tompoin’ny olona tsy mino na tsy mahalala an’Andriamanitra ka mety hisarika ny vahoaka Isiraely. Zava-boary tsy misy aina, tsy mahare, tsy miteny, tsy mahita. Mahagaga anefa fa mora manaraka…

FAMPAHATSIAHIVANA

Publié par FLM Le Mans le 08/03/202108/03/2021 dans VATSY ANIO

DEOTERONOMIA 29:1-15 Aza manadino (1-7). Efa fantatry ny vahoakan´Israely ny vokatry ny fankatoavana sy ny tsy fankatoavana izao. Tsy nafenin´ny Tompo mihitsy ny vokatry ny asa sy ny fitondrantenan’ny tsirairay. Mila tadidiana ireo zava-dehibe sy mahagaga nataon’ny Tompo nanomboka vao…

ENDRIKY NY ZANAK’ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 06/03/202106/03/2021 dans VATSY ANIO

HEBREO 7:1-14 Manohy manambara ny “teny sarotra ambara” (5.11) ny mpanoratra ary manazava ny maha-ambony lavitra ny fisoronan’i Kristy amin’ny an’i Melkizedeka.Iza moa Melkizedeka ? Mpanjakan’i Salema, izany hoe Mpanjakan’ny fiadanana, Mpisoron’Andriamanitra Avo Indrindra, Mpanjakan’ny fahamarinana (1-2). Mampametra-panontaniana ny maro…

FAMPANANTENANA

Publié par FLM Le Mans le 05/03/202105/03/2021 dans VATSY ANIO

HEBREO 6:9-20 Fampanantenana ho an’iza? Na dia teo aza ny fanakianana ireto Hebreo, dia am-pitiavana be no anantenain’ny mpanoratra ny famonjena ho azy ireo (11). Tsara ny manana fahazotoana sy fanoloran-tena hanompo, tahaka azy ireo. Saingy tsy tokony hijanona hatreo…

TOETRA MANDISO FANANTENANA

Publié par FLM Le Mans le 04/03/202104/03/2021 dans VATSY ANIO

HEBREO 5.11-6.8 Zaza, votsa fandray zavatra (5.11 – 6.3). Tsy mivoatra ireto Hebreo anoratana ireto, tsy mandroso satria tsy zatra mampiasa saina hanavaka ny tsara sy ny ratsy. Nisy mpanompon’Andriamanitra iray nahatsapa fa ny kristiana eto Afrika dia be velarana…

ANDRIAMANITRA BE FAHASOAVANA

Publié par FLM Le Mans le 03/03/202103/03/2021 dans VATSY ANIO

Hebreo 4:14 -5.10 Kristy Mpisoronabe. Ny Mpisoronabe dia olona voafidin’Andriamanitra hiandraikitra ny fanatitra noho ny fahotana. Tsy dia nasiaka loatra ny mpisoronabe satria na ny tenany koa aza dia nanota ka nila sorona ho fanalana ota (5.2). Kristy koa dia…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fankalazana Noely 2020
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
mars 2021
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
293031  
« Fév   Avr »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY