HEBREO 3:7-19 Manamafy fo (7-12). Tena tsy zakan’Andriamanitra ny olona izay mandre ny teniny ihany kanefa manamafy fo satria maka fanahy Azy (9), maniasia mandrakariva (10), manana fo ratsy tsy mino ka miala amin’Andriamanitra velona (12). Efa niainan’ny zanak’Isiraely anefa…