DEOTERONOMIA 33:1-17 Fampahatsiahivana ny asan’Andriamanitra. Tahaka an’i Jakoba (Genesisy 49) dia nitsodrano ny Zanak’Isiraely (na Jesorona. 5) koa i Mosesy (1) ka mitodika amin’i Jehovah (2), Ilay Loharanon’ny fitahiana rehetra izay naneho ny tenany tao Sinay (Eksodosy 19.18) ka nanome…