DEOTERONOMIA 30:1-20 Fitiavana lehibe (1-10). Endrey izany halalin’ny fitiavan’Andriamanitra ny zanak’Isiraely. Maditra, manao hadalana, mivadika, manao tsinontsinona ka niharan’ny ozona noho ny tsy fankatoavana. Rehefa mahatsiaro miverina anefa fa tapa-kevitra hiala amin’ny ratsy dia raisina indray. Toa hita sary an-tsaina…