HEBREO 4:1-13 Fialan-tsasatra voaomana tsara. Hatrany amin’ny toko fahatelo ka hatreto dia miverimberina ny Salamo 95, izay manambara momba ny fitsaharana. Tsy ilay tao Kanana no resahana eto, satria efa elabe taorian’iny vao nanoratra ity salamo ity Davida (8). Ny…
Mois : mars 2021
HEBREO 3:7-19 Manamafy fo (7-12). Tena tsy zakan’Andriamanitra ny olona izay mandre ny teniny ihany kanefa manamafy fo satria maka fanahy Azy (9), maniasia mandrakariva (10), manana fo ratsy tsy mino ka miala amin’Andriamanitra velona (12). Efa niainan’ny zanak’Isiraely anefa…