DEOTERONOMIA 31:1-13 Nahavita ny iraka (1-6). Nahatanteraka ny asa nasain’ny Tompo nataony i Mosesy na tsy hiditra any Kanana aza. Sarotra sady nanahirana ny fitondrana ny zanak’Israely saingy tonga soa aman-tsara eo amoron’i Jordana. Tsy handeha irery anefa ny vahoaka…