Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : avril 2021

TANTERAHIN’NY TOMPO NY FAMPANANTENANY

Publié par FLM Le Mans le 30/04/202130/04/2021 dans VATSY ANIO

1 TANTARA 11:1-25 Voahosotra ho mpanjaka i Davida (1-3). “Indreto izahay taolanao sy nofonao” (1) … fotoana nanamarika ny nandraisan’i Davida ny fanjakana. Efa ela ny hosotra voalohany noraisiny (1 Samoela 16.13). Niandry io fotoanan’ny Tompo io izy na dia…

RATSY FIAFARA

Publié par FLM Le Mans le 29/04/202129/04/2021 dans VATSY ANIO

1 TANTARA 10:1-14 Mampitsahatra ny fifandimbiasam-pitondrana ny Tompo (1-7). Lavo ilay mpiady mahery sady nisafidy fahafatesana hafa kely mba hialany ny fahafam-baraka izay mety hataon’ny fahavalony. Niara-maty taminy ihany koa ireo zanany : foana arak’izany ny fitohizan’ny fitondram-panjakana satria tsy…

JESOSY MPAMINDRA FO

Publié par FLM Le Mans le 28/04/202128/04/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 15:21-28 Ny Kananita ara-tantara dia fahavalon’ny Isiraely, kanefa dia miantso sy mino an’i Jesosy ho zanak’i Davida na ny Mesia (21-22) ity vehivavy kananita ity. Manantena fa hahavonjy ny zanany voafatotry ny demonia. Marina ny azy satria “izao no…

JESOSY SY NY FOMBAN-DRAZANA

Publié par FLM Le Mans le 27/04/202127/04/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 15:1-20 Kianin’ny Fariseo sy ny mpanora-dàlana ny mpianatry ny Tompo fa tsy manasa tànana. Heveriny ho mampadio ny olona eo anatrehan’Andiramanitra ireny (1-2). Fatra-pandala an’izany ireto andian’olona manome tsiny ny Tompo ireto. Ny fanekena vaovao dia lalan’ny fahasoavana manansongadina…

NY ODY TAHOTRA

Publié par FLM Le Mans le 26/04/202126/04/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 14:22-36 Tafio-drivotra. Niondrana an-tsambo ny mpianatra noho ny tenin’ny Tompo (22). Jesosy kosa nonovo hery amin’ny alalan’ny vavaka sy fiombonanana amin’Andriamanitra Rainy ka nialohavany ny mpianatra (23).Tojo rivotra manohitra ny sambo ny mpianatra, indro Jesosy manantona azy ireo mandeha…

NY FAHAFATESAN’I JAONA MPANAO BATISA

Publié par FLM Le Mans le 23/04/202123/04/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 14:1-12 Manjavozavo tanteraka ny zava-panahy satria maloto ny fon’i Heroda mpanapaka (1-3). Fianakaviana feno fahalovana sy herisetra ny ankohonan’i Heroda; Ray, reny, zanaka mikomy amin’Andriamanitra sy Jaona irany noho ny tsy fahazakana ny fahamarinana (4). Marina ny voalazan’ny Soratra…

SAROBIDY NY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 22/04/202122/04/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 13:44-52 Harena miafina sy vatosoa (44-46). Haren-tsarobidy tokony hokatsahina mihoatra noho ny zavatra rehetra araka ilay Tenin’i Jesosy “Fa katsaho aloha ny fanjakany…” (Matio 6.33). Fa tokony horombahina koa ka hamoizana izay tsy mety hanakana ny tsy ahazoana azy;…

MIVELATRA NY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 21/04/202121/04/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 13:31-35 Fanoharana hatrany no hanambaran’i Jesosy ny fivelaran’ny fanjakan’Andriamanitra; ny voan-tsinapy sy ny masirasira na leviora no anehoan’izany eto (34-35).Toy ny voan-tsinapy (31.32) izay voa kely noho voa rehetra, saingy rehefa afafy dia lasa hazo itoeran’ny voro-manidina. Jesosy Kristy…

ADY NY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 20/04/202124/04/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 13:24-30/ 36-40 Iatrehana fahavalo (24.30). Fahavalo izay mamafy voan-tsimparifarifary araka ny ambaran’i Jesosy. Ireo fampianaran-diso sy faminaniana sandoka mirongatra marobe amin’izao vaninandro iainantsika izao no maneho izany voan-tsimparifary izany. Tsy afaka sakanana izy ireny fa anjaran’ny tsirairay ny mamantatra…

MIAFINA NY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA

Publié par FLM Le Mans le 19/04/202119/04/2021 dans VATSY ANIO

MATIO 13:10-17 Voatokana ho an’ny mpianatry ny Tompo (10-15). Maro no mandre ny fampianaran’i Jesosy amin’ny fomba samihafa nefa ny mpianany ihany no tena mahalala mazava na ampahafantariny mazava ny tena votoatin’ireny, indrindra moa raha fampianarana amin’ny alalan’ny fanoharana izany…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • Fankalazana Noely 2020
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
avril 2021
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
2627282930  
« Mar   Mai »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY