DEOTERONOMIA 29:16-28 Sampy zavaboary (16-20). Tanisain’i Mosesy eto ireo karazana sampy tompoin’ny olona tsy mino na tsy mahalala an’Andriamanitra ka mety hisarika ny vahoaka Isiraely. Zava-boary tsy misy aina, tsy mahare, tsy miteny, tsy mahita. Mahagaga anefa fa mora manaraka…