HEBREO 6:9-20 Fampanantenana ho an’iza? Na dia teo aza ny fanakianana ireto Hebreo, dia am-pitiavana be no anantenain’ny mpanoratra ny famonjena ho azy ireo (11). Tsara ny manana fahazotoana sy fanoloran-tena hanompo, tahaka azy ireo. Saingy tsy tokony hijanona hatreo…