HEBREO 7:1-14 Manohy manambara ny “teny sarotra ambara” (5.11) ny mpanoratra ary manazava ny maha-ambony lavitra ny fisoronan’i Kristy amin’ny an’i Melkizedeka.Iza moa Melkizedeka ? Mpanjakan’i Salema, izany hoe Mpanjakan’ny fiadanana, Mpisoron’Andriamanitra Avo Indrindra, Mpanjakan’ny fahamarinana (1-2). Mampametra-panontaniana ny maro…