« Ny fisainan’i Jehovah dia asehony amin’izay matahotra Azy ». Samy mitady olona hilazana ny am-po ny olona tsirairay. Ny manidy ny fo sy tsy mandoatra ny ao am-po dia tahaka ny manidy ny varavaram-be sy ny varavaran-kely tsy hidiran’ny hainandro sy…
Mois : juillet 2020
« Ary tamin’izay dia tsy nisy hery nitoetra tato amiko intsony, na nisy aina sisa tatao amiko. Ary nisy indray nanana endrik’ olona nanendry ahy koa, dia nampahery ahy ka nanao hoe: Aza matahotra, ry ilay malala indrindra, fiadanana anie ho…
» Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy, ka tsy hamindra fo amin’izay naloaky ny kibony? Eny, mety manadino ihany izy. Fa izaho kosa tsy mba manadino anao. » Tahaka ny fitiavan’ny renin-jaza ny zanany minono no itiavan’ i Jehovah…
« Fa Izy no fihavanantsika. » Tsy ilana adi-hevitra ny fisian’ny fiadanan’ny kristiana. Misy izy. Kristy no fiadanantsika kristiana. Tsy ny fandresenao ny fakam-panahy, tsy ny fahamasinanao, tsy ny fanenenanao amin’ny diso nataonao, tsy ny fibebahanao, ary tsy ny vavaka ataonao no…
» Raha mihemotra izy, dia tsy sitraky ny fanahiko. » Mitandrema hianao mba tsy hihemotra. Fa raha mihemotra hianao dia tsy mahazo sitraka amin’ny Tompo. Be fahasoavana Andriamanitra. Tsy mitaky fampisehoam-pahaizana amintsika Izy, tsy mitaky finoana voafetra na nenina voafetra sy…
« Toy ny voromahery manaitra ny ao amin’ny akaniny, ka maniditsidina eo ambonin’ny zanany, dia toy izany no namelarany ny elany sy nandraisany azy, ary nitondrany azy teo ambonin’ny elany. » Mianatra manidina ny zana-borona, ary ao anatin’izany ny zana-boromahery. Ao amin’ny…
« Jehovah ô! Ny asanay rehetra dia tanterahinao ho anay ». Mitandrema mba tsy ho voan’ny fiavonavonana. Akaiky anao noho izay iheveranao azy Izy. Raha holazaina izay tena izy dia tsy manan-drariny hahazo voninahitra sy laza be hianao. Raha misy zava-tsoa na…
« Tsy avy hiantso ny marina Aho fa ny mpanota ». Ry mpanota mahantra ô, ny hiantso anao no nahatongavan’i Jesosy. Ka moa misalasala ny amin’ izany va hianao? Ny mpanota no nokendreny amin’ny nahatongavany eto an-tany. Tia azy fatratra Izy ka…
« Aza matahotra hianao, fa efa nanavotra anao Aho. Efa niantso ny anaranao Aho; Ahy hianao. » Ahy hianao, Andriamanitra no nilaza izany. Tsotra izany teny izany ka tsy nampisalasala Azy! Fananany! … Teny tsotra, mahafinaritra nivoaka avy tamin’ny vavany. Hoy Izy…
« Nahita azy tany an-efitra Izy, dia tany amin’ny tany foana be nampierona, ka dia nanodidina sy niahy azy, ary notandremany tahaka ny anakandriamasony ». Tahaka izany no natao tamin’Israely, ary tahaka izany koa no atao aminao. Nahita anao tany an-efitra Izy….