« Fa Jehovah no mitarika anareo eo aloha, ary Andriamanitry ny Israely no ho vodi-làlanareo. » Ao am-pivahiniana na amin’ny tanin’ny fahavalo ny olon’ Andriamanitra. Ny loza sy ny famelezana mbamin’ny fikendrena hanahirana ataon’ny fahavalo dia eo aloha sy ao ivoho. Nefa…