« Aza matahotra hianao, fa efa nanavotra anao Aho. Efa niantso ny anaranao Aho; Ahy hianao. » Ahy hianao, Andriamanitra no nilaza izany. Tsotra izany teny izany ka tsy nampisalasala Azy! Fananany! … Teny tsotra, mahafinaritra nivoaka avy tamin’ny vavany. Hoy Izy…