« Fa Izy no fihavanantsika. » Tsy ilana adi-hevitra ny fisian’ny fiadanan’ny kristiana. Misy izy. Kristy no fiadanantsika kristiana. Tsy ny fandresenao ny fakam-panahy, tsy ny fahamasinanao, tsy ny fanenenanao amin’ny diso nataonao, tsy ny fibebahanao, ary tsy ny vavaka ataonao no…