« Tsy avy hiantso ny marina Aho fa ny mpanota ». Ry mpanota mahantra ô, ny hiantso anao no nahatongavan’i Jesosy. Ka moa misalasala ny amin’ izany va hianao? Ny mpanota no nokendreny amin’ny nahatongavany eto an-tany. Tia azy fatratra Izy ka…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11